Teny iditra ambongadiny (vongady, -ny)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Amin' ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy At wholesale buying and selling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vente en gros [1.3]
 En gros [1.8, 1.13]
Ohatra 
1Ohatrinona ny vidin' ny Malagasy atao ambongadiny? [2.529]
2Navelan-dRavokatra tamin' ny namany ny varotra ambongadiny fanaony; [2.470]
3ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika. [2.436]
Voambolana 
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Mpanahaka  vongadiny

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11