Teny iditra ambonimandry (ambony, andry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] vovonana [Rakotosaona 1975]
  [Betsimisaraka] lafidrihina, hazo lava mipetraka ambony mba hitazona ny tafo-trano [Rakotosaona 1975]
 rafitra matanjaka manaraka ny vovonana [SLP 1986]
Fandikana anglisy The ridge of a house. (Prov.) [Richardson 1885]
Fandikana frantsay panne faîtière [SLP 1986]

Teny iditra ambonimandry (ambony, andry)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana anglisy  [Provincial] [mandry, lying down.] The side of a person lying down which does not touch the bed [Richardson 1885]

Teny iditra ambonimandry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] taolandoha [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31