Teny iditra ambonimbony (ambony)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   (duplicatif diminutif) [Abinal 1888]
Ohatra   Mainka moa fa ireo olona ambonimbony tao an-tanàna. [Andraina: Mitaraina, takila 99]
Vehivavy malemy fanahy sy tia fihavanana aman'olona izy ary nahita fianarana ambonimbony kokoa noho ny lahy. [Rajohanesa: Kintana]
Sampanteny  
Ny bikany  
ambonimbony
ambonimboniko
ambonimboninao
ambonimboniny
ambonimbonintsika
ambonimboninay
ambonimboninareo
ambonimbonin'
ambonimbonin-
ambonimbonim-

Nohavaozina tamin' ny 2014/08/02