Teny iditra ambontso
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Trondron-dranomasina misy vombony telo eo an-tampon-damosiny ary roa amin' ny fanambaniny; tsara nofo fa sady matsiro no malemy mora levonina (20-40 sm) [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2012/10/05