Teny iditra Ambositra (any, vositra)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Dikanteny frantsay   [Rajemisa 1966]
Ohatra   Ny vadiny koa dia mba tonga tao Ambositra tao aoriana keliny. [Rajohanesa: Kintana]
Teo amin' ny lemak' ivato atsimon' ambositra no nisy ny fifanazavana farany. [Andraina: Mitaraina, takila 145]
voalohany tafika dia nankany Ambositra aminy Betsileo [Callet: Tantara]
Voambolana  
Teny nalaina  
Haianarantany   vositra
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/28