Teny iditra ambovo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny tsy dia manaja loatra iantsoan' ny ankizy ny ray aman-dreny ao an-trano: Ao ve, letsy, ny ambovonareo? [1.1]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31