Teny iditra amena
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny hebrio izay fahita amin' ny fiafaran' ny vavaka fanaon' ny kristianina, ka ny heviny dia hoe: Ho tanteraka anie izany [Rajemisa 1985]
Ohatra  
1Vita ny Amena, dia tapitra ny ainy. [Rabary: Daty, takila 208]
2Ary ravehivavy hanao hoe: Amena, amena. [Baiboly: 4.5.22]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/21