Teny iditra amerikana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo amerikanina [1.1]
Ohatra 
1Ny Foibem-pikoloana amerikana no nofidiko tamin' izany. [2.4]
2Amerikana nanam-bady Frantsay izy, tsotra sy nanam-pitiavana. [2.356]
3Tamin' ny 1700 dia nisy sambo amerikana roa tonga tao Morondava. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/14