Teny iditra amerikanina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitambaran' ny firenena monina any amin' ny tanin' i Amerika, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eran' izao tontolo izao ary mizara telo:
  1. ny Amerikanina avaratra itambaran' ny firenena roa: Etazonia sy Kanadà;
  2. ny Amerikanina afovoany, itambaran' ny firenena fito: Meksika, Kiobà, Goatemalà, Nikaragoà, Jamaika, Haiti ary Portoriko;
  3. ny Amerikanina atsimo, itambaran' ny firenena iraika ambin' ny folo: Venezoela, Kolombia, Ekoatera, Goy anina, Brezila, Peroa, Bolivia, Paragoay, Orogoay, Arzantina, Sily

¶ momba an' i Amerika na an' i Amerika na avy any Amerika: Anisan' ny be mponina indrindra eto an-tany ny ankabearan' ny tanàna amerikanina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   American [3.1]
Dikanteny frantsay   américain, américains, américaine, américaines [3.1]
Ohatra  
1faka tahaka amin’izany ny Sekreteram-panjakana amerikanina ankehitriny (mitovy amin’ny Minisitry ny Raharaham-bahiny), Colin Powell. [ ]
2Toy izany koa momba ny teny anglisy, misy Foibem-pikoloana anglisy sy amerikana mampianatra teny anglisy isan-kariva eto. [Andraina: I Vola, takila 16]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: américain.
Tsipelina hafa  
Fifanahafana   Amerika

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/18