Teny iditra ametrahana (petraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Hamarino izay hametrahanao ny tavoangy (Mettez de niveau la place où vous poserez les bouteilles) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ametrahana, ametrahako, ametrahanao, ametrahany, ametrahantsika, ametrahanay, ametrahanareo, ametrahan', ametrahan-, ametraham-, ametraha-
Ny lasa : nametrahana, nametrahako, nametrahanao, nametrahany, nametrahantsika, nametrahanay, nametrahanareo, nametrahan', nametrahan-, nametraham-, nametraha-
Ny hoavy : hametrahana, hametrahako, hametrahanao, hametrahany, hametrahantsika, hametrahanay, hametrahanareo, hametrahan', hametrahan-, hametraham-, hametraha-
Filaza mandidy : ametraho
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20