Teny iditra amiaña
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] omena [1.78]

Teny iditra amiana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry misy tsilotsilony ny raviny ka mampaharary hoditra, na mahaboka mihitsy aza, hoy ny olona sasany, raha voakasika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Shrubs with large stinging hairs. The wood of Urera radula is very soft, and when on fire smoulders for a long time like peat. The trunk of some specimens of the amiana is sometimes five or six feet in circumference. Urera radula, Baker; U. oligoloba, Baker; Obetia morifolia, Baker; O. pinnatifida, Baker; and O. laciniata, Baker. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] Nom surtout donné à Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. Jacks.(Urticaceae) Espèce extrêmement polymorphe. Cette plante était considérée comme magique par les vieux Malgaches : un fragment de sa tige (tonon'amiana) était nécessaire pour exorciser les enfants nés sous le signe d' alahamady (le belier). La décoction était administrée dans la coqueluche pour prévenir les vomissements alimentaires (antispasmodique). D'autre Urticaceés étaient aussi appelées par ce nom ; surtout Urera oligoloba Baker (Urticaceae). Mais elles n'étaient pas cultivées autour des habitations. [1.196]
Anarana siantifika Obetia radula, Urera oligoloba
Ohatra 
1ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana. [2.313]
2Minananana eny amin' ny kirihitrala izy ary mitangorona eo ambanin' ny amiana. [2.996]
3Aza ny haren-dRatsilefy no topaza-maso fa ny toetrany malailay toy ny ravin'amiana. [1.280]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/25