Teny iditra amiba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazana mikraoby bibikely, mivelona ao [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   kazaram-biby tokan-tsela miaina ao anaty rano [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   amibe [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: amibe.

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/18