Teny iditra amin' ny fotoana salasalany (amy, fotoana, salasala)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ao anatin'ny roa na telo taona na efatra raha ela indrindra [Rajemisa 1985]
   à moyen terme [Rajemisa 1985]
Fifanahafana   amin' ny fotoana fohy ~ amin' ny fotoana lava

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/08