Teny iditra amolahana (folaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
Ohatra   Ny teny no amolahana ny tontolo, ifampifehezana ao amin' ny fiarahamonina, ampitana ny fahalalana rehetra. [Razafiarivony: Harivolana, takila 107]
Ny bikany  
amolahana
amolahako
amolahanao
amolahany
amolahantsika
amolahanay
amolahanareo
amolahan'
amolahan-
amolaham-
amolaha-
namolahana
namolahako
namolahanao
namolahany
namolahantsika
namolahanay
namolahanareo
namolahan'
namolahan-
namolaham-
namolaha-
hamolahana
hamolahako
hamolahanao
hamolahany
hamolahantsika
hamolahanay
hamolahanareo
hamolahan'
hamolahan-
hamolaham-
hamolaha-
amolahy, amolaho
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/12