Teny iditra amôniaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   (NH3) etona vokatry ny hiñan' ny nitrôzena (N2) amin' ny roa hidrôzena (H2) [Akademia 2005]
Famaritana anglisy   ammonia [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   ammoniac [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: ammoniac.

Nohavaozina tamin' ny 2016/05/24