Teny iditra amonoana (vono)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Endriteny 
amonoana
amonoako
amonoanao
amonoany
amonoantsika
amonoanay
amonoanareo
amonoan'
amonoan-
amonoam-
amonoa-
namonoana
namonoako
namonoanao
namonoany
namonoantsika
namonoanay
namonoanareo
namonoan'
namonoan-
namonoam-
namonoa-
hamonoana
hamonoako
hamonoanao
hamonoany
hamonoantsika
hamonoanay
hamonoanareo
hamonoan'
hamonoan-
hamonoam-
hamonoa-
amonoy
Ohatra 
1Ento amin' izay hamonoana azy io olo-meloka io (Conduisez ce condamné au lieu du supplice) [Abinal 1888]
2Raha vizambizana ianao ndeha re hamonoako akoho fa aza be rediredy toy izany [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 25]
Teny nalaina 

2013/09/26