Teny iditra amorom > amorona (morona)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy at the edge [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay au bord, sur le bord [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Haiendriteny 
amorona
amorony
amoron-
amoron'
amorom-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 6]