Teny iditra amoron > amorona (morona)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy At the edge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Au bord, sur le bord [1.3, 1.8]
Ohatra Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : amorona, amorony, amoron-, amoron', amorom-
Kamban-teny 
Zanakanarana Ranonivola tao amoron' Itasy (Nivondrahona)
Anaran-toerana 

Fivaditsoratra