Teny iditra amoron-dranomasina (morona, rano, masina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana frantsay au bord de la mer [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra amoron-tsiraka
Ohatra Seranana tao amorondranomasina izy, ary tokony ho 30 km. [Randzavola: Baiboly, takila 376]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31