Teny iditra ampaha~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny ampaha~]
Famaritana anglisy a prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [Richardson 1885]
Ohatra Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona. [Baiboly: 3.5.16]

Teny iditra ampaha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy isa misy mpanondro sy mpanisa [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay fraction [SLP: Voambolana]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra ampaha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo, Taimoro, Tanosy] kary [Rakotosaona 1972]
  [Sakalava] Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] the name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] chat sauvage. [David 1952 (takila A)]
Voambolana 

2017/06/30