Teny iditra ampahafito (fito)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina fito: Enina ny roa ampahafiton' ny iraika amby roapolo [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra ampahafitony

2009/12/03