Teny iditra ampahasivy (sivy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ ampahasivy ] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ ampahasiviny ] One ninth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ ampahasiviny ] Un neuvième [1.3, 1.5]
Marika iraisam-pirenena 1/9 [3.1]
Ohatra Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako [2.643]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : ampahasivy, ampahasiviny, ampahasivin', ampahasivin-
Kamban-teny 
Mpanahaka  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahafolo ~ ampahazato

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/01