Teny iditra ampahatelo (telo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ ampahatelo ] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ ampahatelony ] A third part (and so with larger numerals) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ ampahatelony ] Le tiers [1.3]
 [ ampahatelony ] Tiers [1.13]
 [ ampahatelony ] Le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres) [1.8]
Ohatra 
1Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra [2.472]
2ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka [2.996]
3ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana [1.123]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : ampahatelo, ampahatelony, ampahatelonareo, ampahatelon
Kamban-teny 
Mpanahaka  ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/01