Teny iditra ampahibemaso (fahitra, be, maso)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ankarihary, anoloan' ny olona rehetra ary tsy afinafenina: Tsy niafinafina akory izy nanao izany fa teo ampahibemaso teo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Publicly, openly
A public place. Lit. an ox-pit where many eyes can see. See fahitra [1.2]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11