Teny iditra ampalibe
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] voankazo fihinana izay hita any avaratra atsinanana [Rakotosaona 1972]
   hazo lehibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Betsimisaraka] the jackfruit tree (Artocarpus integrifolia) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   jacquier (Artocarpus integra, Urticaceae [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana  
Anarana siantifika   Artocarpus integra, Artocarpus integrifolia, Urticaceae
Fitovian-keviteny   finesy ~ kimahatorolela
Habaka   http://waynesword.palomar.edu/jackfr1.htm#jackfruit
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2010/11/16