Teny iditra ampalo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] rivotra avy any andrefana [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampela ~ animbaratra ~ anina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

2009/09/01