Teny iditra ampaly
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   hazo madinidinika misy raviny maraorao ka ampiasaina ho fanadiovana, fandamana na fandambolamboana zavatra, toy ny hazo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a shrub or tree, the leaves of which are used as a substitute for sand-paper. Ficus soroceoides, Baker. [mal. ampalas, Ficus almifolia.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   arbuste dont tes feuilles rugueuses sont employées à polir, comme le papier a verre ; Ficus soroceoides. Baker [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   appellation botanique: Ficus grevei [Rakotovao: Bois]
Voambolana  
Anarana siantifika   Ficus soroceoides, Ficus almifolia, Ficus grevei
Ny fihaviany   Malay: ampalas: Ficus almifolia.

Teny iditra ampaly
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fitaovana entina hikikisana hanalamana zavatra iray [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   sandpaper [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   tout ce qui sert à polir [Abinal 1888]
   papier verre [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   abrasif [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/25