Teny iditra | ampamaky | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-karatra filalaovana misy sarina lehilahy mitondra famaky [1.1] | ||||||||
Voambolana | Kilalao | ||||||||
Mpanahaka | andriambavy ~ andriandahy | ||||||||
Sary | |||||||||
Fivaditsoratra | ampamaky, mpamaika, mpamiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |