Teny iditra ampamelomandroa (ana, velona, roa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana havia ka hatramin' ny hitsin' ny nono havanana, izany hoe mitovy amin' ny efa-jehy sy sasany, na voantondro efatra amby dimampolo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ am-pelomanan-droa ] Depuis le bout des doigts jusqu'au deuxième sein [2.415]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/19