Teny iditra ampanantsoy (antso)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana ampanantsoana [fitanisana]
Ohatra Raha ao dia ampandrosoy ary raha tsy izany koa dia mandeha ampanantsoy [Dox: Amina]

2018/08/04