Teny iditra ampandosirana (lositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: abolidy [1.3]
Ohatra Ary toy ny raha navelanao handositra ny vorona teo an-tananao no nampandosiranao ny sakaizanao, tsy hahatratra azy intsony hianao. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampandosirana, ampandosirako, ampandosiranao, ampandosirany, ampandosirantsika, ampandosiranay, ampandosiranareo, ampandosiran', ampandosiran-, ampandosiram-, ampandosira-
Ny lasa : nampandosirana, nampandosirako, nampandosiranao, nampandosirany, nampandosirantsika, nampandosiranay, nampandosiranareo, nampandosiran', nampandosiran-, nampandosiram-, nampandosira-
Ny hoavy : hampandosirana, hampandosirako, hampandosiranao, hampandosirany, hampandosirantsika, hampandosiranay, hampandosiranareo, hampandosiran', hampandosiran-, hampandosiram-, hampandosira-
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20