Teny iditra ampandriana (andry)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Ohatra  
1Ampandriana tsara ny mara-ry dia rakofana lamba mafa-na izy. [FOFAFIPE: Haivola, takila 103]
2Akory ny hagaganay fa nihanafana i Manana, nitombo harerahana, ary nandoa sy nivalana tao ampandriana tao. [Andraina: Mitaraina, takila 95]
3avy eo, manendy ny ranondresy amin' ny vilany madinika maromaro ambaram-pivadiny ho siramamy azo ampandriana amin' ny lasitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 33]
4Taloha kely, hoy Zaka somary nisondrotra teo ampandriana hiarina, dia noheverin' ise ho ny fahitako an' i Noro teo amin' ilay toerana, tahaka ny tamin' ny anganon' ise no nitiavako azy. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 56]
Ny bikany  
ampandriana
ampandriako
ampandrianao
ampandriany
ampandriantsika
ampandrianay
ampandrianareo
ampandrian'
ampandrian-
ampandriam-
ampandria-
nampandriana
nampandriako
nampandrianao
nampandriany
nampandriantsika
nampandrianay
nampandrianareo
nampandrian'
nampandrian-
nampandriam-
nampandria-
hampandriana
hampandriako
hampandrianao
hampandriany
hampandriantsika
hampandrianay
hampandrianareo
hampandrian'
hampandrian-
hampandriam-
hampandria-

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/21