Teny iditra ampandrio (andry)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampandriana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ampandrio tsara ny eritreritra! [2.470]
2Ampandrio io hazo fisaka io (Couchez cette planche) [1.3]
3Ampandrio ny tany, ampandrio ny fanjakana, ary ambarao ny vahoaka izao teny izao. [2.508]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21