Teny iditra ampandrosoy (roso)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana ampandrosoana [fitanisana]
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: [Dox: Amina]
Ohatra 
1Izay tonga dia ampandrosoy avy hatrany. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, takila 34]
2Ary ampandrosoy koa ireo zanany, ka ampiakanjoy ny toniky. [Baiboly: 2.29.8]

2018/08/04