Teny iditra ampanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] fitoriana [Rakotosaona 1972]
 Fitoriana olona ho nanao ratsy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy accusation in a court of justice or elsewhere; the accuser; the accusation. See tory. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] accusation [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra ampanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] karazam-javamaniry [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy ferns in general [mal. paku.] [Richardson 1885]
 a fern [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fougère [Hallanger 1974, SLP 1986]
 (du batak paku). Nom général des Fourgères. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Mpanahaka  ampangafenakoho ~ ampangandrano ~ ampangamanga ~ ampangampaty ~ ampanganamalona ~ ampangaravina ~ ampangatsirika ~ ampangavolamena
  ohotro ~ tsimpangapanga

Teny iditra ampanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] valala [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] Anaram-balala, sopanga [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra ampanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy the Austrian dollar, so called from the fancied resemblance of its device to a fern
¶ a mode of plaiting women's hair on some great day of rejoicing, giving it the resemblance of fern leaves. [Voambolana: Fandram-bolo] [Richardson 1885]

2017/12/06