Teny iditra ampanga lainga (ampanga, lainga)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fiampangana mifototra amin' ny lainga [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy (ampangalainga) [lainga, a lie.] A false accusation. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31