Teny iditra ampanoa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ilay rafitra atao haingon' ny kibom-baravarana [Rajemisa 1985]
 takelaka hazo fanao kibon'ny fefimerana iray
¶ ampanoa mivohitra ivelany: takelaka mivohitra ila fanao kibo-na fefimerana
¶ ampanoa mivohi-droa: takelaka hazo mivohitra andaniny roa fanao kibo-na fefimerana [SLP 1986]
Famaritana frantsay en panneau
¶ ampanoa mivohitra ivelany: panneau à table saillante
¶ ampanoa mivohi-droa: panneau à plate bande [SLP 1986]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: en panneau.

2012/10/20