Teny iditra ampanonona (tonona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny fohy no anaovana azy: Inona dry izany: Tanora banga, antitra vao boribory? (volana) [1.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  ankamantatra ~ ankifidy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31