Teny iditra amparo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] Saka, piso [Rakotosaona 1972]

Teny iditra amparo (ampatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao amparina [fitanisana]
Ohatra Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io [Rajemisa 1985]

2012/10/20