Teny iditra ampatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza olona mandry mitsotra tsy mihetsika, na olona manararaotra fahefana na tanjaka ka manao izay tiana [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   l'état de ce qui est étendu, allongé, raide [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra ampatra
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a variety of the Spanish dollar [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/30