Teny iditra ampatrana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Ampovoan-tany [1.78]
Ohatra Ny filazana faharoa dia manambara fa Malagasy avy teto an-toerana ihany no nifindrà monina avy tany ampatrana nankany an-tsiraka. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/14