Teny iditra ampelambatotse
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tandroy] vehivavy mpitondrano: Miasa ty ampelambatotse ama ty tane toy [Rakotosaona 1972]
Teny nalaina  

Teny iditra ampelambatotse
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Mahafaly] (Nom donné par dérision aux femmes âgées qui vivent seules). Dombeya anakaensis subsp. multiflora Arènes (Malvaceae). Cet arbuste pousse souvent isolé près des villages. Il est très mellifère et attire les abeilles. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Dombeya anakaensis subsp. multiflora

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/07