Teny iditra ampemby
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavamaniry sahalahala amin' ny katsaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a plant extensively cultivated; the grain resembles peeled rice and is eaten; the stalk is used in making fences, etc. Doura or Indian millet. Sorghum vulgare, Pers. Same as variampemby (Bets.), and varifemba (Betsim.). [Richardson 1885]
Voambolana  
Anarana siantifika   Sorghum vulgare
Fitovian-keviteny   variampemby ~ varifemba
Teny nalaina  

Teny iditra ampemby
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] taho, eran-tanan'ila, zarana (antsy, ets) [Rakotosaona 1972]

2010/05/06