Teny iditra ampera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ventin'ny vaikan-drianaratra
¶ ampera ara-kodina: venty amin'ny habe ara-aratra
¶ ampera ara-aratra: ventin'ny habetsahan'aratra [SLP 1986]
Famaritana frantsay ampère
¶ ampera ara-kodina: ampère-tour
¶ ampera ara-aratra: ampère heure [SLP 1986]
Voambolana 

2009/09/09