Teny iditra ampi > ampina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tohodrano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Barrage [1.13]
Voambolana 

Teny iditra ampi > ampiña
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Varatra [1.78]
Voambolana 

Teny iditra ampi > ampi~na
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny ampi~na]

Fivaditsoratra 

Teny iditra ampi > ampitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiankinana amin' ny hafa, takarina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (?) a prop, a support. [1.2]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra