Teny iditra am-pianahana (any, anaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Miarabe amim-pianakaviana: Tsy ao angaha Rabe ato avaratra, tompoko? -- Lasa omaly ampianahana any Toamasina izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy parent(s) with child(ren) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay parent(s) et enfant(s) ensemble [Hallanger 1974]
Voambolana 

2009/12/09