Teny iditra ampianaro (anatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao ampianarina [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 37]
Ohatra 
1Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan i Madagaskara. [Rabary: Daty, takila 18]
2Koa ampianaro fietrena ny ankohonanao, mietry vao mison-drotra; [Rabemolaly: Fary, takila 321]

Teny iditra ampianaro (anatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana ampianarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 37]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31