Teny iditra ampiarahana (araka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Ohatra  
1Ahoana no ampiaraluwao ireo zaza ireo? (pourquoi faites-vous aller ensemble ces enfants?) [Abinal 1888, takila 59]
2Ho fanatanterahana izany dia tokony horaketina ho lalàna fa tsy azo ampiarahana ny asa-miaramila sy ny fanaovana politika na asa hafa. [SeFaFi ]
Ny bikany  
ampiarahana
ampiarahako
ampiarahanao
ampiarahany
ampiarahantsika
ampiarahanay
ampiarahanareo
ampiarahan'
ampiarahan-
ampiaraham-
ampiaraha-
nampiarahana
nampiarahako
nampiarahanao
nampiarahany
nampiarahantsika
nampiarahanay
nampiarahanareo
nampiarahan'
nampiarahan-
nampiaraham-
nampiaraha-
hampiarahana
hampiarahako
hampiarahanao
hampiarahany
hampiarahantsika
hampiarahanay
hampiarahanareo
hampiarahan'
hampiarahan-
hampiaraham-
hampiaraha-

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/21