Teny iditra ampiarahina (araka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Dikanteny frantsay   qu'on met ensemble, qu'on fait aller ensemble [Abinal 1888]
Ohatra   manomana ny tanora ho amin' ny fiainana ka ampiarahina ny fianarana taratasy sy ny fianarana asa tanana. [Ravelomanana: Lalana, takila 122]
Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. [Andraina: Mitaraina, takila 65]
Ny bikany  
ampiarahina
ampiarahiko
ampiarahinao
ampiarahiny
ampiarahintsika
ampiarahinay
ampiarahinareo
ampiarahin'
ampiarahin-
ampiarahim-
ampiarahi-
nampiarahina
nampiarahiko
nampiarahinao
nampiarahiny
nampiarahintsika
nampiarahinay
nampiarahinareo
nampiarahin'
nampiarahin-
nampiarahim-
nampiarahi-
hampiarahina
hampiarahiko
hampiarahinao
hampiarahiny
hampiarahintsika
hampiarahinay
hampiarahinareo
hampiarahin'
hampiarahin-
hampiarahim-
hampiarahi-
ampiaraho

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/21