Teny iditra ampiaraho (araka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao ampiarahina [fitanisana]
Ohatra 
1ampiaraho ireo hazo fisaka ireo (mettez ensemble ces planches) [Abinal 1888, takila 59]
2ampiaraho ny Foibe fiofanana kristiana sy ny toeram-panomanana mpitaiza kilasi-mandry [Ravelomanana: Lalana, takila 201]

2015/04/21